Loi-cadre Defferre

(tonga teto avy amin'ny Loi Cadre)

Ny Loi-cadre Defferre dia ilay Lalàna laharana faha-56-619 tamin' ny 23 Jona 1956, fantatra amin' ny anarana hoe Loi-cadre, izay manome alalana ny governemanta frantsay hanatanteraka fanavaozana sy handray fepetra mifanaraka amin' izany mba hiantohana ny fampandrosoana ny fari-tany eo ambany fiandraiketan' ny ministeran' i France d’outre-mer. Ny hetsika nataon' i Gaston Defferre, minisitry ny ampitan-dranomasina frantsay sady ben' ny tanànan' i Marseille, sy Félix Houphouët-Boigny, filoha voalohan' i Côte d'Ivoire ary ben' ny tanànan' i Abidjan.

Jereo koa hanova