Lilo & Stitch

Wiki letter w.svg   Ity pejy ity dia pejy manirery ary tokony asiana rohy manketo ny pejy hafa. (Martsa 2010)

Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity.

Lilo & Stitch
Firenena Etazonia
Fiteny anglisy

Lilo & Stitch dia horonantsary amin'ny sarimihetsika amerikana notontosain'i nataon'i Walt Disney Feature Animation, ary nivoaka tamin'ny 21 jona 2002. Ireo olona nampindrana ny feony ho an'io sarimiaina io dia i Daveigh Chase, Chris Sanders, Tia Carrere, David Ogden Stiers, Kevin McDonald, Ving Rhames, ary i Jason Scott Lee.

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka horonantsary ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.