Laura Rasoanaivo (Aina Laura Rasoanaivo Razafy), teraka tamin'ny 24 Janoary 2004, taranja judoka eo amin’ny sokajy latsaky ny -70 kg. Izy no hisolo tena an’i  Madagasikara amin’ny lalao olympika 2024.[1]