Latabatra maro bokitra
Ny Latabatra maro bokitra na ny Vata mampifangaro (amin'ny teny Frantsay : Table de mixage), dia fitaovana entina hitehirizana sy hamokarana ny feo na zava-maneno, fampifangaroina ny feo maro samihafa koa izy io, misy karazany roa ny Latabatra maro bokitra dia ny analojika sy nomerika, izany hoe afaka manao feon-javatra analojika sy nomerika izy.
Tantara
hanova Misy zavatra tsy ampy anatin'ity fizaràna ity. Ilaina mandray anjara ianao !
Ny Latabatra maro bokitra dia fitaovana nampiasaina voalohany teo amin'ny sehatra famokarana ny Radiô, nanomboka tany amin'ny voalohan'ny taona 1930 no nampiasana io fitaovana io.
Fampiasana
hanova Misy zavatra tsy ampy anatin'ity fizaràna ity. Ilaina mandray anjara ianao !
Toetoetrany
hanova Misy zavatra tsy ampy anatin'ity fizaràna ity. Ilaina mandray anjara ianao !