Ny lasopy dia sakafo misy rony mahavelona aina. Ny teny hoe lasopy dia teny nindramina tamin' ny teny frantsay hoe la soupe. Misy karazany maro ny lasompy: Chinoise, Tongotr' omby, Soukril, Legioma ...fa ny lasompy atody no tena betsaka mpankafy noho ny izy mora vidy.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.