Ankoatry ny fitaovana dia mizara 2 mazava tsara ny ao anaty solosaina, ny iray dia ireo venty fikirakira (soratra, sary, hira...), ilay hafa no antsoina hoe lasitr'asa, izy no mpikirakira itsy voalohany, mpanamboatra, sns...