Lalao Ravalomanana

I Lalao Ravalomanana dia vehivavy mpanao pôlitika malagasy, mpikambana ao amin' ny antoko Tiako i Madagasikara. Teraka tamin' ny 3 Mey 1953 tao Antananarivo renivohitr' i Madagasikara i Lalao Harivelo Rakotonirainy. Ramatoam-piloham-pirenena teo anelanelan' ny taona 2002 sy 2009 izy, izay vadin' ny filoha Marc Ravalomanana. Izy no ben' ny tanànan' Antananarivo tamin' izany ny taona 2015 ka hatramin' ny 2020.

Lalao Ravalomanana