FamaritanaHanova

Ny lakroà na vokovoko dia marika ara-pivavahana ampiasana betsaka maneran-tany. Manana endrika be dia be izy, fa ny tena mahazatra ny ankamaroan'ny olona amin'izao fotoana izao dia ilay ampiasain'ny fiangonana Kristianina.

TantaraHanova

Rohy ivelanyHanova