I Léon Humblot na Léon Joseph Henry Humblot dia bôtanista frantsay teraka tamin' ny 3 Jona 1852 tao Nancy ary maty tamin' ny 20 Marsa 1914 tao Mitsamiouli (Grande Comore). Izy no Résident tao Grande Comore (na Ngazidja), izay nomena anaram-bosotra hoe "Soltana fotsy" (taona 1889 - 1896).