Kristianisma voalohany
Ny kristianisma voalohany, na kristianisman' ny taonjato voalohany, na ny Fiangonana voalohany, dia ny kristianisma tamin' ny vanim-potoana nivoahany voalohany, avy any Ampiposahana tany faritra atsimo amin' i Eorôpa ary tao amin' ny manodidina an' i Mediteranea. Ny famaritana ny fiandohana sy ny fiafaran' io vanim-potoana io dia mampametra-panontaniana ny amin' ny fiandohan' ny kristianisma, ary ny adihevitra dia iharan' ny fiheverana samihafa ananan' ny mpamakafaka sy ny mpahay tantara.