I Klemento VI izay teraka tao amin' ny Château de Maumont ao amin' ny paroasin' i Rosiers-d'Egletons, any Corrèze, ary maty tao Avignon, dia papa faha-198 tao amin' ny Eglizy Katôlika. Izy koa no papa faha-4 tao Avignon. Pierre Roger no tena anarany ivelan' ny maha papa azy. Teraka tamin' ny taona 1291 izy ary maty tamin' ny taona 1352. Atao hoe Clemens VI izy amin' ny teny latina. Izy nno lohan' ny Eglizy Katôlika nanomboka tamin' ny 7 Mey 1342 mandra-pahafatiny tamin' ny Desambra 1352.

Klemento VI, sary nataon' i Mario Giovanetti ao amin' ny Lasapelin' i Saint-Martial (taonjato faha-14).