Ny kipantsona dia zavamaneno velezina, vita amin' ny kapila metaly, matetika mivohitra eo afovoany sady misy loaka kely. Mba hampanenoana azy dia kapohina ny kipantsona, matetika amin' ny hazo kely na amin' ny kipantsona iray hafa, izay mahatonga ilay kapila hangovitra sy hamoaka feo. Ny kipantsona dia ampiasaina indrindra ao amin' ny amponga maro anaka.

Kipantsona roa

Jereo koa

hanova