Ny Kintan'i Davida (Hebreo: מָגֵן דָּוִד, Magen David, lit. Ampingan'i Davida) dia mariky ny maha Jiosy sy ny Jodaisma. Amin'izao fotoana izao, ny kintana dia ampiasaina ho famantarana ivon'ny sainam-pirenen'ny Fanjakan'i Israely.

Kintan'i Davida