Kaokaziana (vahoaka)

Ny Kaokaziana na Vahoakan' i Kaokazy dia vondrona isan-karazany ahitana foko 50 mahery manerana ny faritra Kaokazy.