Ny kaoka na fikaoka dia ny fikikisana miandalana ny nofon' ny tany ataon' ny rivotra, ny rano, ny hafanana, ary ny hatsiaka, ka manova enrika ny vohon-tany.

Ny vokatry ny fikaohana ataon' ny rivodra sy ny rano (Coyote Buttes, Vermilion Cliffs National Monument, Etazonia).