Kaja Kallas dia mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i  Estonia teraka ny 18 Jiona 1977 tao Tallinn. Izy no praiminisitra Estonia nanomboka ny 26 Janoary 2021 ka hatramin'ny 23 Jolay 2024. Anisan'ny Antoko Fanavaozana Estonianina liberaly (Eesti Reformierakond), izay notarihiny nanomboka tamin'ny 2018.

Kaja Kallas

Fiainana

hanova

Kaja Kallas dia zanakavavin'ny praiminisitra estonianina teo aloha sady kaomisera EU Siim Kallas. Nahavita ny diplaoman’ny lisea izy tamin’ny 1995 tany Tallinn renivohitra estonianina. Nanomboka tamin'ny 1995 ka hatramin'ny 1999 dia nianatra lalàna tao amin'ny Oniversiten'i Tartu izy.

Praiministra Estonia

hanova
nodimbiasany   Praiminisitra Estonia mpandimby
?? Kaja Kallas
2021-2024
Kristen Michal