I Kaiafa na Kaifa, izay antsoina hoe Josefa koa, dia mpisorona be tao amin'ny tempolin'i Jerosalema hatramin'ny taona 18 ka hatramin'ny taona 36/37. Atao hoe Καϊάφας / Kaiaphas izy amin'ny teny grika fa יוֹסֵף בַּר קַיָּפָא kosa amin'ny teny hebreo.