Asan-jiolahin-tsambo

(tonga teto avy amin'ny Jiolahin-tsambo)

Ny jiolahin-tsambo dia jiolahy manafika sy mangalatra eny ambony ranomasina, ka tsy mionona amin' ny fanrobana ny sambo fa manafika koa indraindray ireo tanàna amorontsiraka.