Jimmie Johnson
Jimmie Kenneth Johnson (teraka tao El Cajon, California, 17 Septambra, 1975) dia Amerikana fiara racer matihanina.
Johnson dia nilalao tamin'ny NASCAR Cup Series tamin'ny taom-pilalaovana 2002 ka hatramin'ny 2020 niaraka tamin'ny ekipa Hendrick Motorsports. Tamin'ity andiany ity dia nahazo anaram-boninahitra fito izy: 2006, 2007, 2008, 2009, 2010, 2013 ary 2016 ary nitovy tamin'ny rakitsoratr'i Richard Petty sy Dale Earnhardt.[1]
Nanomboka tamin'ny 2021 dia nifindra tany IndyCar i Johnson mba hiditra ao amin'ny ekipa Chip Ganassi Racing.[2]
Reference
hanova- ↑ Fryer, Jenna (November 20, 2016). "Jimmie Johnson seizes record-tying 7th NASCAR championship". Associated Press. Associated Press (Homestead, Florida: AP Sports). Archived from the original on 2016-11-24. https://web.archive.org/web/20161124091427/http://racing.ap.org/article/jimmie-johnson-seizes-record-tying-7th-nascar-championship. Retrieved November 20, 2016.
- ↑ Seven-time NASCAR Cup Series champion Jimmie Johnson will race in IndyCar in 2021 and 2022. Yahoo Sports.
Rohy ivelany
hanovaI Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Jimmie Johnson |
- Tranonkala ofisialy Archived Desambra 20, 2019 at the Wayback Machine