I Jetrô dia lehilahy iray nonina tany amin' ny tanin' ny Madianita izay nivahinian' i Mosesy (na Môizy), raha nandositra avy tany Egipta, sady lasa rafozany taty aoriana, araka ny Baiboly. Ny Mozilmana dia manao azy ho mpaminanin' ny Madianita. Atao hoe יתרו / Yiṯrô, izy amin' ny teny hebreo fa يثرون / Yathrûn kosa amin' ny teny arabo. Ny Kor'any dia manao azy hoe شعيب / Shu'ayb.

I Jetrô sy i Mosesy, sary nataon' i James Tissot (1896-1900).

Jereo koa hanova