I Jean Emilien dia mpihira, mpamoron-kira ary mpitendry zavamaneno malagasy. Teraka tamin'ny volana Septambra 1963 tao Fianarantsoa. Malaza amin'ny fitendrena gitara na kabosy miaraka amin'ny farara i Jean Emilien.

Zava-bita hanova

Tompondaka eran-tany amin'ny fitendrena farara izy tamin'ny fifaninanana "Hohner 91" tany Detroit.


Raki-kira hanova

  • «Hey Madagascar»
  • «Ezaka»
  • «Miandraza»