Jean-Baptiste de la Conception

Jean-Baptiste de la Conception dia mompera Kristianina, relijiozy trinitera avy ao Espaina, teraka tany Almodóvar del Campo ny 10 jolay 1561 ary maty 14 febroary 1613. I Juan Bautista de la Concepción no fiantsoana azy amin'ny teny espaniola.

Mompera Jean-Baptiste de la Conception.

Jereo koa hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.