I Java Andrefana, na Jawa Barat amin' ny teny indôneziana ary Jawa Kulon amin' ny teny sondaney, dia faritany any Indônezia ao amin' ny nosy Java. I Bandung no renivohiny. Mamaritra ity faritany ity ao avaratra ny faritra manokan' i Jakarta sy ny Ranomasin' i Java, ao atsinanana ny faritanin' i Java Afovoany, ao atsimo ny Ranomasimbe Indiana, ary ao andrefana ny faritaninin' i Banten.

Java Andrefana
Ireo faritany ao Java Andrefana

Fizaràm-paritra hanova

I Java Andrefana dia misy kabupaten (fizaràn' ny faritany) miisa 17:

  • Bandung (Soreang)
  • Bandung occidental (Ngamprah)
  • Bekasi (Cikarang)
  • Bogor (Cibinong)
  • Ciamis (Ciamis)
  • Cianjur (Cianjur)
  • Cirebon (Sumber)
  • Garut (Garut)
  • Indramayu (Indramayu)
  • Karawang (Karawang)
  • Kuningan (Kuningan)
  • Majalengka (Majalengka)
  • Purwakarta (Purwakarta)
  • Subang (Subang)
  • Sukabumi (Pelabuhan Ratu)
  • Sumedang (Sumedang)
  • Tasikmalaya (Singaparna)

sy kota (tanàna lehibe) miisa 9:

  • Bandung
  • Banjar
  • Bekasi
  • Bogor
  • Cimahi
  • Cirebon
  • Depok
  • Sukabumi
  • Tasikmalaya