Jacques-Philippe Rombaka

I Jacques-Philippe Rombaka dia mpahay tantara malagasy teraka ny 26 Nôvambra 1886. Namoaka ny sanganasa momba ny fomban-drazana sy ny fombafomban' ny Antemoro izy tamin' ny taona ny 1970, avy any amin' ny faritra Atsimo-Atsinanan' i Madagasikara, mitondra ny lohateny hoe Fomban-dRazana Antemoro.

Boky nosoratany

hanova
  • 1957 : Tantaran-drazana : antaimoro-Anteony
  • 1970 : Fomban-dRazana Antemoro.
  • 1978 : Tradition et dynamique sociale à Madagascar