I Isaac Newton, teraka tamin'ny 4 Janoary 1643 ary maty tamin'ny 20 Martsa 1727[1], dia olona mpanao matematika, mpanao fizika, mpanao filôzôfia, mpanao alsimia ary mpanao hainkintana anglisy. Fantatra amin'ny teôria momba ny gravitation universelle.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

  
Sonian'i Isaac Newton

Tantaram-piainana

hanova

Fahatanorana

hanova

Tamin' Isaac Newton niteraka, mbola tsy nampiasa ny tetiandro gregoriana ny fanjakanan'i Angletera. Araka ny tetiandro joliana, teraka tamin'ny 25 Desambra 1642 i Isaac Newton, tao amin'ny tranon'i Woolsthorpe, tsy lavitra an'i Grantham, any amin'i Lincolnshire (Angletera) ; tantsaha ny ray aman-dreniny. Maty telo volana talohan'ny fiterahany ny rainy, ary ny reniny, i Hannah Ayscough dia lasa nivady tamin' olon-kafa tamin'i Isaac mbola telo taona. Nalefa tany amin'ny renibeny izy ary ny dadatoany no nitaiza azy. Tsy dia sambatra izy tamin'ny fahazazany. Tamin'izy dimy taona, nianatra tany amin'ny fianaran'i Skillington izy; ary tamin'izy roa ambin'ny folo taona, nianatra tany amin'ny fianaran'i Grantham.

Nijanona tany ampianarana mandritry ny efa-taona i Isaac Newton, fa nijanona nianatra izy tamin'ny reniny niantso azy mba hakany Woolsthorpe, mba hianatra handrindra ny domaine-ny.

Teoria siantifika

hanova

Tsy manaiky afatsy ny fifandraisana ara-matematika hita tamin'ny fandinihanan'ny zava-misy i Newton.

haihazavana

hanova

Tamin'ny taona 1670 hatramin'ny 1672, mandinika ny refraction ny hazavana i Newton, mampiseho izy fa manome spectre de couleur ny prisma rehefa tifirina jiro fotsy. Ary rehefa mametraka prisma hafa eo aorian'ilay prisma voalohany, dia lasa mitambatra indray ilay loko mba hanome jiro fotsy.

I Newton any ivelan'ny siansa

hanova

I Newton sy ny alsimia

hanova

Jereo koa

hanova

boky elektronika

hanova

Tsiahy

hanova
  1. kalandrie gregôriana. Kalandrie Jioliana : 25 Desambra 164220 Martsa 1727