Iliria
Ny Iliria dia fanjakana eo amorontsiraky ny Ranomasina Adriantika. Ao andrefan'i Kroasia ankehitriny no misy azy. Ny Ilirianina dia nipoatra tamin'ny taonjato faha 20 talohan'i Jesoa Kristy. Io mponina io dia mponina ao amin'ny ratsana indô-eoropeana nisy ny Dalmaty ary ny Panonianina. Tany tmain'ny -1300 tany ho any. Nipetraka teo amin'ny amorontsiraka avaratra sy atsinanan' Adriaktika izareo. Ankehitriny, ampiarahana amin'ny haifomba Hallstatt (anarana fotoana talohan'ny Antso Taloha. Io koa dia anaram-parihy sy ny toerana arkeolojika mitovy anarana ny Aotrisy, eo amin'ny faritra Salzkammergut).
Rohy ivelany
hanova- L'Illyrie-Dalmatie, ultime rempart de la romanité nosoratan'i Yann Le Bohec, Mpampianatra ny tantaran'ny romana any amin'ny oniversiten'i Paris IV-Sorbonne.
- Ny Epira, ny Iliria sy ny Epidama Archived Jiona 15, 2009 at the Wayback Machine
- http://www.clio.fr/BIBLIOTHEQUE/les_illyriens_aux_limites_du_monde_grec.asp
- http://www.cosmovisions.com/histIllyrie.htm