Ihosy dia reniranon' i Madagasikara ao amin' ny faritanin' i Fianarantsoa ao afovoan-tany. Mikoriana avy any amin' ireo tendrombohitr' i Bekisopa izy ka mamakivaky ny tanànan' Ihosy. Ny reniranon' Ihosy no iandohan'ny ony Mangoky izay mivarina any amin' ny Lakandranon' i Môzambika.

Jereo koa hanova