Ny Iagnôby na Iagnaby dia vahoaka iraniana vitsy anisa ao Tajikistana izay miteny iagnôby. Ny anaran' ny lohasaha sy ny renirano Yaghnob no nahazoany io anarany io. Monina indrindra ao amin' ny faritra afovoan' i Tajikistana, manodidina ny ony Zeravshan izy ireo.

Jereo koa hanova