Hipolito (mpanoratra)
I Hipolito na Hipolito avy any Roma, araka ny lovantsofin'ny fiangonana, dia manampahaizana amin'ny famakafakana ny Baiboly sy teolojiana, antipapa izy tamin'ny taona 217 hatramin'ny 235, maty maritiora tao Sardinia[1] izy fony nanapaka ny emperora Maksimino I Traka. Izy ihany no antipapa omen'ny Fiangonana voninahitra.
Loharano sy fanamarihanaHanova
- ↑ Sardinia: Sardagne amin'ny teny frabtsay, Sardegna amin'ny teny italiana, Sardinia amin'ny teny anglisy, Sardinia amin'ny teny latina