Hetsika Vokovoko Mena sy Tsinambolana Mena Iraisam-Pirenena

Ny hetsika Lakroa Mena sy ny Tsinambolana Mena Iraisam-Pirenena dia hetsika iraisam-pirenena momba ny maha-olona manana mpiasa an-tsitrapo, mpiasa maneran-tany sy mpikambana eo amin' ny 97 tapitrisa eo ho eo izay naorina mba hiarovana ny aina sy ny fahasalamana, mba hiantoka ny fanajana ny olombelona rehetra, ary mba hisorohana sy hanala ny fijalian' ny olombelona.