Herilaza Imbiki, dia mpanao politika malagasy sady minisitry ny atitany teo aloha (-2022). Teraka tany Nosy Boraha izy.

Niteraka resabe i Herilaza Imbiky, indrindra fa noho ny fiampangana kolikoly nandritra ny fotoana naha minisitry ny Fitsarana azy.

Ho fisaorana azy noho ny fanohanana sy ny fahanginany dia nanendry azy ho loholona ny Pouschiste Andry Rajoelina. (2022-2024).[1][2][3]

Nanapa-kevitra ny hiverina amin'ny politika izy amin'ny 2024 eo ambanin'ny sora-baventy IRMAR ary horaisina amin'ireo mpangalatra sy mpivarotra volamena.[4][5]