Ny Helodranon'i Omàna na Ranomasin'i Omàna dia helodrano ao amin'ny Ranomasimbe Indiana izay mampitohy ny Ranomasin'i Arabia amin'ny Helodrano Persika. Ao amin'ny morony avaratra i Iràna, ao atsimony ny soltanatan'i Omàna ary ao andrefany ny Emirata Arabo Mitambatra. Atao hoe خليج عمان / Khalyj 'Oman amin'ny teny arabo ary خليج مکران / khalij-e makran amin'ny teny persana.

Ny toerana misy ny Helodranon'i Omàna