Hazo
Ny hazo dia fitao ôrganika, vita kira selilôzy (matanjaka rehefa ritina), milona anaty lininina mahatanty tsindry.
Amin'ny teny malagasy dia fampiasa koa ny teny hoe "kakazo" mba hilazana ny hazo.
Ny hazo dia tiana amin'ny toetra mekanikany, ho an'ny hasina ara-pana ary ny raha voalohany amin'ny indostria simika. Ny hazo dia avy amin'ny hazo velona na avy amin'ny bararata. Betsaka ny fomba fampiasana azy amin'ny fanamoaran-trano sy amin'ny indostrian'ny taratasy ; mety ampiasaina ohatra ny kitay koa ny hazo.
Bôtanika Hanova
Rafitra Hanova
Fiharo simika Hanova
Toetra fizika Hanova