Ny haran-dranomasina dia tontolo iainana ambanin' ny rano miavaka amin' ny vatohara manangana vatohara. Ny haran-dranomasina dia miforona avy amin' ny vondron' ny pôlipina haran-dranomasina, miaraka amin' ny karibônetra kalsiôma.

Haran-dranomasina