Gregoriosy avy any Nazianzosy

(tonga teto avy amin'ny Gregorio avy any Nazianzo)
Gregoriosy avy any Nazianzosy
Gregor-Chora.jpg
Momba ny olona
Anarana: Gregoriosy avy any Nazianzosy
Anarana hafa:
Teraka: taona 329
Maty: 25 Janoary 389
Toeram-piaviana sy ny andraikitra
Firenena: Empira Bizantina
Karazana:
Asa : * Poeta
Asa hafa:
Taona niasana:
Momba fiainana manokana
Seha-pitiavana:
Tranokala:
Momba ny olona

I Gregoriosy avy any Nazianzosy na Gregorio avy any Nazianzo dia poeta mizaka ny zom-pirenen'i Empira Bizantina teraka ny taona 329 ary maty ny 25 Janoary 389. Rain'ny Fiangonana sy teolojianan'ny Trinite izay niady tamin'ny arianisma. Izy sy i Atanasio sy i Basiliosy ary i Joany Krisostomo ary i Gregoriosy avy any Naziansosy dia Tatsinanana mpampianatra finoana tao amin'ny Eglizy.

Jereo koaHanova

Rohy ivelanyHanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.