Ny gidro (猴) no fahasivy amin'ny tsingerin'ny biby 12 taona izay miseho amin'ny zodiaka sinoa mifandraika amin'ny kalandrie sinoa.