George Stevens
Ankapobeny
Anarana George Stevens
Teraka 18 Desambra 1904
Maty 8 Martsa 1975
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Etazonia
Asa :
Fiainana manokana

George Stevens dia talen-koronantsary, mpamoaka horonantsary, mpanoratra senariô mizaka ny zom-pirenen'i Etazonia teraka ny 18 Desambra 1904 tao Oakland, California ary maty ny 8 Martsa 1975 tao Lancaster, Kalifornia

Jereo koa hanova

Rohy ivelany hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.