Ny galiôma (Anglisy: Gallium) dia singa simika misy ny marika Ga sy ny laharana atomika 31. Hitan'ny mpahay simia frantsay Paul-Émile Lecoq de Boisbaudran tamin'ny taona 1875.

Galiôma