François Cauche
I François Cauche dia Frantsay, mpamantatra tany vaovao teraka tamijn' ny 1 Janoary 1616 tao Rouen any Frantsa.
Niala tao Dieppe tamin' ny 15 Janoary 1638 izy namita ny iraka momba ny fananganaana tranobe tao Île-de-France (Maorisy ankehitriny) ary nankany amin' ny Ranomasina Mena, ary nalaza indrindra tamin' ny famantarana ny morontsiraka atsinanan' i Madagasikara, nanomboka tamin' ny 1638 ka hatramin' ny 1644, izay narahiny an-dian-tongotra avy any atsimo ka hatrany avaratra, avy eo nifamadika amn' izany, alohan’ ny hananganana ny zanatanin' i Fort-Dauphin.
Nanoratra tantara izay nanentana an' i Étienne de Flacourt tao amin' ny Histoire de la grande isle Madagascar.