Ny fotodrafitrasa dia fitambaran' ny singa, ny asa na ny zavatra apetraka rehetra mifampiankina izay mizaka amin' ny ampahany na manontolo ny rafitra na ny tambazotra. Ireo fotodrafitrasa ireo dia mety ho:

Ny tohodrano dia anisan' ny fotodrafitrasa