Fiteny nabateana
Ny fiteny nabateana dia mety manondro:
- ny fiteny arameana nabateana, karazan' ny fiteny arameana andrefana, izay fiteny soratana nampiasaina tao amin' ny Fanjakana Nabateana;
- ny fiteny arabo nabateana, fitenim-paritra amin' ny fiteny arabo ampiasain' ny Nabateana;
- ny karazana maromaro amin' ny fiteny arameana atsinanana izay nantsoin' ny Arabo silamo hoe "fiteny nabateana".