Ny fiteny minianka (fantatra koa amin' ny hoe fiteny mamara, minià, mianka, na topiira) dia fiteny senofô avaratra ampiasain' ny olona miisa 750 000 ao atsimo-atsinanana amin' i Maly. Mifandray akaiky amin' ny fiteny sopiira izy io. Ny fiteny minianka dia iray amin' ny fitenim-pirenen' i Maly.