Fiteny edômita
Ny fiteny edômita dia fiteny tao Kanaana izay mitovitoty amin'ny fiteny hebreo, izay notenenin'ny Edomita tao amin'ny faritra mifanandrify amin'i Jordania atsimo andrefana sy ny ampahan'i Israely tamin'ny taonarivo voalohany tal. J.K. Mety nosoratana tamin'ny abidy foinikiana ny fiteny edomita. Toy ny fiteny moabita izy ka nitazina ny mariky ny kambavy -t. Na dia izany aza, tamin'ny taonjato faha-6 tal. J.K. dia nampiasaina hanoratana ny fiteny edomita ny abidy aramaika.