Ny fiteny bôzô dia fiteny na fitohizam-piteny ao amin' ny fianakaviam-piteny nizerô-kôngôley sy ny zana-bondrona mande, akaikin' ny fiteny sôninke, tenenin' ny vahoaka bôzô. Any Maly no itenenana azy, izay ananany ny satan' ny fitenim-pirenena amin' ny alalan' ny karazany atao hoe fiteny bôzô-tieiahô.