Fitantanana votoatiny

Ny fitantanana votoatiny (anglisy: content management) dia vondrom-paika ary tekinôlôjia mandray, mitantana ary mamoaka ny angona. Rehefa tahirizina na takarina amin'ny alalan'ny solosaina dia lazaina fa « votoatiny dijitaly » na « votoatiny » ilay zavatra. Ny votoatiny dijitaly dia maka ny endriky ny lahatsoratra, haino-amanjery na karazan-drakitra hafa izay afaka tahirizina na tantanana.

Jereo koa hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.