Ny fisotrony dia vokatry ny metabolisma ao amin'ny olombelona sy amin'ny biby maro hafa. Mikoriana avy amin'ny voa amin'ny oretera mankany amin'ny tatavia ny fisotrony. Ny fisotrony dia mivoaka avy amin'ny vatana amin'ny alàlan'ny oretra.

Fisotrony