Finoana silamo ao Indônezia

Ny finoana silamo ao Indônezia dia iray amin'ireo fivavahana enina tsy maintsy isafidian'ny olom-pirenena indôneziana mba hosoratany ao amin'ny karapanondrony, ka ny dimy sisa dia ny bodisma, ny katôlisisma, ny kônfosianisma, ny hindoisma ary ny prôtestantisma. Araka ny fanisana natao tamin'ny taona 2010 dia ny 87,5%n'ny Indôneziana dia Silamo, ny 7% Prôtestanta, ny 2,8% Katôlika, ny 1,7% Hindo, ny 1% ao amin'ireo fivavahana sisa (Bodista, Jodaista ary Kristiana ôrtôdôksa).

Na dia efa tonga tany Indônezia tamin'ny taonjato faha-8 anefa ny mpivarotra arabo dia tamin'ny taonjato faha-13 vao nanomboka niely tany ny finoana silamo.

Jereo koa hanova