Finday
Ny finday dia fitaovana fifandraisana amin'ny alalan'ny telefaonina tsy misy tariby. Ny finday dia noforonina tamin'ny taona 1990 ary nanomboka niparitaka erak'izao tontolo izao nanomboka ny taona roa arivo.
![](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/2/28/Sagem_My700x.jpg/200px-Sagem_My700x.jpg)
Noho ny fivoaran'ny teknolojia ary ny fihakelezan'ny olikaratra ampiasain'ny finday, dia ahafahana manao zavatra izay natokana ho an'ny solosaina ireo finday izay antsoina hoe "smartphone".