Filazantsara apokrifa
Filazantsara apokrifa na Evanjely apokrifa no ilazana ireo boky mitondra ny anarana hoe "filazantsara" nefa tsy voaray ko kanona ao amin'ny Baiboly.
Ireo filazantsara apokrifaHanova
Ireto misy ohatra amin'ireo boky ireo:
- Filazantsaran'ny Fahamarinana
- Filazantsaran'i Nikodemosy
- Filazantsaran'i Tomasy
- Filazantsara arabon'i Jaona
- Filazantsara arabon'ny Fahazazana
- Filazantsaran armenianan'ny Fahazazana
- Filazantsaran'i Barnabà
- Filazantsaran'i Gamaliela
- Filazantsara apokrifan'i Jaona
- Filazantsaran'i Jakoba
- Filazantsaran'i Jodasy
- Filazantsaran'i Maria
- Filazantsara araka an'i Filipo
- Filazantsaran'i Petera
- Filazantsaran'i Pseodo-Matio
- Filazantsara miafin'i Marka