Kaoka

(tonga teto avy amin'ny Fikaoka)

Ny kaoka na fikaoka dia ny fikikisana miandalana ny nofon' ny tany ataon' ny rivotra, ny rano, ny hafanana, ary ny hatsiaka, ka manova enrika ny vohon-tany.

Ny vokatry ny fikaohana ataon' ny rivodra sy ny rano (Coyote Buttes, Vermilion Cliffs National Monument, Etazonia).